"Ary hoy Andriamanitra taminy: Izaho no Andriamanitra Tsitoha; maroa fara sy mihabetsaha; firenena maro no hiseho avy aminao, ary hisy mpanjaka amin'ny haterakao". Genesisy 35 : 11
Tohiny
"Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy* samy hafa ianareo, [*Na: fizahan-toetra] satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga faharetana". Jakoba 1 : 2 - 3
Tohiny
MOFONAINA 27 SEPTAMBRA 2024 – Eksodosy 4:27-31
MOFONAINA 27 SEPTAMBRA 2024 Eks 4:27-31 1- NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay (Toko 40, nosoratana 1490 talohan’i Kristy, izay mitantara ny nitranga tamin’ny 1635-1490 BC) Milaza andininy tadidinao. 12- Fanampiny (Jereo ny FMSM 02.07.24) 13- Drafitry ny boky (1-4) : Ny fahaterahana sy ny fiantsoana an’i Mosesy (5-11) : Ny fihaonana tamin’i Farao sy ny…
Tohiny
"Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak'Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka". Eksodosy 4 : 31
Tohiny