Vaovao

MOFONAINA 04 OKTOBRA 2024 – MATIO 9:9-17

Mofonaina 04 Oktobra 2024 - Matio 9:9-17 1. NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko faha-28, nosoratana tamin’ny taona 70-75 AD, Matio no mpanoratra. Ireo andininy tadidinao ao amin’ity boky ity. 12- Fanampiny 121. Toy ny Filazantsara rehetra, dia milaza ny fiainan’i Jesoa Kristy teto an-tany ny boky: ny fahaterahany, ny fahafatesany, ary ny fitsanganany tamin’ny…
Tohiny

"Ary tsy misy manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; raha izany, dia ho triatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba ny siny hoditra; fa ny siny hoditra vaovao no asian'ny olona divay vaovao, dia miara-maharitra izy roroa". Matio 9 : 17
Tohiny

"Andriamanitra ao amin'i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy nanisa ny fahadisoany; ary efa napetrany aminay ny teny fampihavanana". II Korintiana 5 : 19
Tohiny

MOFONAINA 02 OKTOBRA 2024 – GENESISY 17:1-8

 Mofonaina 02 Oktobra 2024 Gen 17:1-8 Mihavao ao amin'ny Tompo ny Mpino Ny Tompo no mitondra fihavaozana ho antsika. Ireto no dingana milaza izany ato amin'ity anjara mofon'ainantsika ity: Fanavaozam-piantsoana Fanavaozam-panekena Fanavaozana anarana Fanavaozana fanantenana 1. Fanavaozam-piantsoana (Andininy 1-2) Genesisy 12: Fiantsoana an'i Abrama (75 taona i Abrama - Gen 12:4) Genesisy 15: Fanorenana…
Tohiny