"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be". Isaia 40 : 29
Tohiny
MOFONAINA 09 OKTOBRA 2024 – KOLOSIANA 1:1-8
Mofonaina 09 Oktobra 2024 - Kolosiana 1:1-8 1. KRISTY LOHARANON'NY FIHAVAOZANA Kol 1:1-2 Paoly mpanenjika Kristianina no tonga Apostolin'i Kristy. Kolosianina jentilisa mpanompo sampy no tonga olona masina sy mahatojy ao amin'i Kristy. FMHRN Ny lalana taloha ihany no izorana. Ny fanao hatrizay notohizana. ANTSO Mba hiverina sy iorina tsara ao amin'i Kristy anie ny…
Tohiny
"Mamangy ny olona masina any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao amin'i Kristy: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika". Kolosiana 1 : 2
Tohiny
"Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy". Matio 18 : 5
Tohiny