Tsianjery Alahady 01 Septambra 2019
"Ho fanatanterahana ny olona masina, ho amin'ny asan'ny fanompoana amin'ny fiangonana, ho amin'ny fampandrosoana ny tenan'i Kristy". Efesiana 4:12
Tohiny
"Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe Jesoa ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy". Lioka 2:21
Tohiny



