"Fa ny Tompo namaly ka nanao taminy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina hianao; nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy". Lioka 10:41-42
Tohiny
Alahady 08 SEP 2019
Asa 6 . 1 - 7 Ny asan'ny Fanahy Masina ao amin'ny Fiangonana




