Vaovao

"Fa izaho, na dia tsy teo aza ny tenako, nefa teo ihany ny fanahiko, dia efa nitsara sahady an'ilay nanao toy izany, tahaka ny teo ihany aho: amin'ny anaran'i Jesoa Tompontsika - rehefa tafangona ianareo sy ny fanahiko omban'ny herin'i Jesoa Tompontsika  hanolotra izany anankiray izany ho an'i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny…
Tohiny

"Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana". Jaona 4:24
Tohiny