Vaovao

"Ary hoy indray izy tamin'ilay jamba: Ahoana no ilazanao Azy, fa nampahiratra ny masonao Izy? Dia hoy izy: Mpaminany Izy". Jaona 9:17
Tohiny

ANDRAIKITRA 3 NY MPAMINANY

« Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, rehefa maty Ehoda. Ary Jehovah nivarotra azy ho eo an-tanan'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, izay nanjaka tany Hazora, ary Sisera, izay nonina tany Harosetan'ny Jentilisa, no komandin'ny miaramilany ». Mpitsara 4 :1-2 NY MPAMINANIN’NY TESTAMENTA TALOHA DIA NOMEN’ANDRIAMANITRA ANDRAIKITRA 3 MAZAVA BE. Azontsika Fiangonana handinihan-tena…
Tohiny

"Dia nankany Naiota any Rama Saoly, ary tonga tao aminy koa ny Fanahin'Andriamanitra, dia nandroso izy sady naminany teny am-pandehanana ambara-pahatongany tany Naiota any Rama". 1 Samoela 19:23  
Tohiny