1 Petera 1 :8-9 : « Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra, mandray ny anton'ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy ». Hoy ny and.9 hoe : « mandray ny anton'ny finoanareo,…
Tohiny
"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be". Isaia 40:29
Tohiny



