ALAHADY 08 JONA 2025 – PENTEKOSTA – FANOKANANA HO MPANDRAY IREO KATEKOMENA ANDIANY “FANANTENANA”, TAPANY 2
Horonantsary Sary 1 Afaka manantona an'Atoa Fidy Rakotoarisoa (034 21 610 83) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary 1. Sary 2 Afaka manantona an'i Tiantsoa (034 42 939 61) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary faha-2.
Tohiny
"Jereny ny tany, dia mihorohoro; Tendren'ny tanany ny tendrombohitra, dia midonaka". Salamo 104 : 24-32 (and.32)
Tohiny



