…
Tohiny
"Ary hoy Jesoa:Izaho no Izy; ary ho hitanareo ny Zanak'olona mipetraka eo ankavanan'ny Hery sady avy eo amin'ny rahon'ny lanitra". Marka 14:62
Tohiny
04 NOVAMBRA 2019 – 10 NOVAMBRA 2019
Ary hahafantaranareo ny hery lehibe sy mihoa-pampana tokoa izay anasoavany antsika mpino, araka ny fiàsany tsy hay tohaina sy mahery vaika. (Efe 1.19) Hery lehibe sy mihoa-pampana Izany no filazan’ny Soratra Masina ny herin’Andriamanitra : Hery lehibe sy mihoa-pampana, Ny fiasany tsy hay tohaina, Ny fiasany mahery vaika. Hery tsy manam-paharoa izany ! Fa izao no vaovao…
Tohiny



