"Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana". Romana 8:25
Tohiny
"Izaho hilaza an'i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako". Salamo 91:2
Tohiny



