Vaovao

"Mitandrema, miambena*, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana". [*Grika: miareta tory] . Marka 13 : 33-37 (and.33)
Tohiny

"Ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesoa Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay".  Joda 17-23 (and. 21)
Tohiny

"Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao".  Titosy 2 :11-15 (and. 15b)
Tohiny

"Koa miandrasa Ahy ianareo, hoy Jehovah". Zefania 3 : 6-8 (and.8a)
Tohiny