"Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?" Jakoba 2:20
Tohiny
"Hihaino izay holazain'i Jehovah Andriamanitra aho; Fa hilaza fiadanana amin'ny olony Izy, dia amin'ny olony masina; Koa aoka tsy hiverina ho ao amin'ny fahadalana ireo". Salamo 85:8
Tohiny



