"Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina". Romana 15:13
Tohiny
"Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao". Lioka 1:28b
Tohiny
"Indro, avy ny andro, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin'ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko". Jaona 16:32
Tohiny



