Vaovao

ALAROBIA 25 DES 2019

image_pdfPDF

"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo". Lioka 2:11

"Fa ankehitriny kosa, ao amin'i Kristy Jesoa, ianareo izay lavitra fahiny dia efa nampanakeken'ny ran'i Kristy". Efesiana 2:13

1. Metezà ho mpankalaza an'i Kristy ianao
2. Metezà ho mpamafy fankasitrahana ianao
3. Metezà ho mpankatoa faingana ianao

image_pdfPDF

Tsianjery Alahady 29 Desambra 2019

"Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra". Filipiana 4:6
Tohiny

"Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo". Jaona 14:27
Tohiny