"Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy". Salamo 34:8
Tohiny
30 DESAMBRA 2019 – 12 JANOARY 2020
Andriamanitra mitsiky (Nom 6.25) Fantatrao ve izay mampitsy an’Andriamanitra ? Fantaro. Dia tanteraho. Dia hitahy anao Izy. Amen !
Tohiny



