Vaovao

27 JANOARY 2020 – 02 FEBROARY 2020

Sao dia mahita jiolahy manao asan-devoly ao amin’ny fiainanao Jesoa, ka tiany horoahina ao ? ( Lioka 19 : 45 ) Karazany 3 ny jiolahy tian’i Jesoa horoahina eto : Ny mpivarotra. Biby misy kilema no amidiny eto ; kanefa amidiny lafo be. Sao dia ianao koa, amin’ny fandraharana ataonao, no mivarotra zavatra misy kilema, misy défaut ? Ny mpanakalo…
Tohiny

Sary FJKM Isotry Fitiavana

Part 1 [Best_Wordpress_Gallery id="2" gal_title="SARY FJKMIF"] Part 2 [Best_Wordpress_Gallery id="4" gal_title="Isotry Fitiavana Fananana Part 2"]
Tohiny

"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo". Ezekiela 20:33
Tohiny