TENIN’NY FAHASOAVANA (Asa. 20 :32) Lazaina hoe « tenin’ny fahasoavana » ny Baiboly. Tenin’ny fahasoavana satria mirakitra fahasoavana, dia ilay fitiavan’Andriamanitra manova, mi-transformer. Voalohany indrindra, mahay mampandroso ny tenin’ny fahasoavana : « mampandroso vers la perfection spirituelle ». Faharoa, mampitombo amin’ny fahamasinana ny tenin’ny fahasoavana. Ary fahatelo, manome ilay lova any amin’ny Kanana vaovao ny…
Tohiny
"Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona". Jaona 1:4
Tohiny
"Koa aoka ho fantatrao fa Jehovah Andriamanitrao ihany no Andriamanitra, dia Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindram-po amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny, hatramin'ny taranaka arivo mandimby, ary mamaly miharihary izay mandrafy Azy amin'ny fandringanana azy; tsy hitaredretra Izy ny amin'izay mandrafy Azy, fa hamaly azy miharihary". Deoteronomia 7:9-10
Tohiny



