Vaovao

MOFONAINA 26 NOVAMBRA 2024 – I Tim 5:1-8

FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Salamo 119:1-8 Hira 3: Isaorana anie, Andriamanitsika Vavaka Hira 190/2: Ry Jesosy mitenena… Soratra Masina : I Timoty 5:1-8 Hira 760/1,3: Aza mba manadino ny ray sy reninao… Aza mba manadino ny fivavahanao… Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira 267/4: He mikambana ny mino… Tsodrano   FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA I Timoty 5:1-8…
Tohiny

"Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, aoka ireo hianatra aloha haneho izay toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'ny ao an-tranony ka hamaly soa ny rainy aman-dreniny; fa izany no ankasitrahana eo anatrehan'Andriamanitra". — I Timoty 5 : 1-8 (and.4)
Tohiny

"Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo". Galatiana 5 : 17
Tohiny

"Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan'ny mihaino fahasoavana". Efesiana 4 : 25-32 (and.29)
Tohiny