"Ary nony niala teo Jesoa, dia nahita lehilahy atao hoe Matio nipetraka teo am-pamorian-ketra*, ka hoy Izy taminy; Andeha hanaraka Ahy. Dia nitsangana Matio ka nanaraka Azy". [*Dia ny hetra sy ny fadin-tseranana, etc] Matio 9 : 9-13 (and.13)
Tohiny
"Matokia, mitsangàna, miantso anao Izy". Marka 10 : 46-52 (and.49b)
Tohiny
22 JOLAY 2025 – FDL NANOLOTRA BODOFOTSY HO AN’IREO MPIOMANA HO MPITANDRINA
FIKAMBANAN'NY DIAKONA SY LOHOLONA ( FDL) Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany dia Nanolotra bodofotsy 204 isa ho an'ireo Mpiomana ho Mpitandrina handray fanirahana ao amin'ny Toeram-Panomanana Mpitandrina Ambatonakanga ny FDL ISOTRY FITIAVANA.
Tohiny



