Vaovao

RESAKA PANNEAU DE SIGNALISATION SY POTEAU

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a Ilay hoe : « Manangàna famantaran-dalana » : mitadiava ianao signalisation ho anao. Ary : « manorena tsangam-bato » : poteau de direction. Ry havana ô, ny Isiraely entin’Andriamanitra ho babo any Babylona, no hitenenana hoe : manangana ianao panneau de signalisation, poteau de direction ; amin’izay ianao rahatrizay averiko avy any Babylona, tsy ho…
Tohiny

"Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin'i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza". Joba 2:13
Tohiny

16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao…
Tohiny