Vaovao

"Fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety ambonin'ny tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana*, na fanjakana, na fanapahana, na fahefana, Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany". [*Grika: seza fiandrianana] Kolosiana 1 : 15-20 (and.16)
Tohiny

"Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao"  Hebreo 12 : 1-3 (and.1)
Tohiny

"Iza no tsy hatahotra? Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao, Tompo o? Fa Ianao ihany no masina, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao; Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao".  Apokalypsy 15 : 2-4 (and.4)
Tohiny