"Hoy Jesoa taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin'ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin'ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin'ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin'Andriamanitro sy Andriamanitrareo". Jaona 20 : 11-19 (and.17)
Tohiny
"Hoy Jesoa taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin'ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin'ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin'ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin'Andriamanitro sy Andriamanitrareo". Jaona 20 : 11-18 (and.17)
Tohiny
"Ary hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Aoka tsy ho ratsy eo imasonao ny amin'ny zaza sy ny andevovavinao; fa izay rehetra lazain'i Saraha aminao, dia ekeo ny teniny, fa avy amin'Isaka no hantsoina izay taranaka ho anao". Genesisy 21 : 9-19 (and.12)
Tohiny
ALAHADY 09 FEBROARY 2025 – FIFAMPIARAHABANA TAOMBAOVAO SAFIF
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rw4156NBmKtgwOnI4VkvaF1HuvGwb19xmqCFE20n24p6W8WXRtb62QHARLZAV6FjaU7fQtE' main_size='3000' layout='mosaic']
Tohiny