"Fa na iza na iza no te-ho lehibe eo aminareo, dia ho mpanompo anareo izy". Marka 10 : 35-45 (and. 43b)
Tohiny
"Fa tsy misy fizahan-tavan'olona amin'Andriamanitra". Romana 2 : 1-11 (and.11)
Tohiny
"Hanadino ny firàvany va ny virijina, na hanadino ny fehin-kibony misy haingony va ny ampakarina? Nefa tsy hita isa ny andro nanadinoan'ny oloko Ahy". Jeremia 2 : 29-32 (and.32)
Tohiny
"Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako". Apokalypsy 21 : 1-8 (and.7)
Tohiny



