"Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an'i Jesoa, raha nahita ny horohorontany mbamin'izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io". — Matio 27 : 54
Tohiny
"Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery". — Matio 26 : 41
Tohiny
"Jehovah o, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano ny sofinao amin'ny fivavako avy amin'ny molotra tsy misy fitaka". — Salamo 17 : 1
Tohiny