Vaovao

19 JONA 2021

Ankatoka 19/06/21 Isan’ny MFT : 50 Fanapahan-kevitra Fisehoan’ny katekomena hotokanana ny 18 & 25 Juillet 2021   Fangatahana fanampiana Jobily faha 25 taona ny Mpitandrina ANDRIAMAROLAHY Maminiaina, Mpampianatra ao @ Kolejy Teolojika Ivato  (amin’ny maha mpiasa iombonana azy sady izy tsy mitondra fiangonana no antony nanaovan’ny filoha sy komity fankalazana fangatahana fanampiana ho azy) FJKM Ambodivona…
Tohiny

"Dia nanambara izy ka naneho marimarina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin'ny maty Kristy; ary Jesoa, Izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy". — Asan'ny Apostoly 17 : 3
Tohiny

"Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako*;[* Na: Ary aoka ny masonao handinika ny lalako]" — Ohabolana 23 : 26
Tohiny

"Raha nahafantatra Ahy ianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin'izao dia mahafantatra Azy ianareo sady efa nahita Azy". — Jaona 14 : 7
Tohiny