"Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin'ny Zanany, dia Jesoa Kristy Tompontsika". — I Korintiana 1 : 9
Tohiny
"Aza mety hofitahina tsy hahazoanareo ny loka noho ny fanetren-tena haitraitra sy ny fivavahana amin'ny anjely, ka mitompo amin'ny zavatra efa* hitany sady feno fiavonavonana noho ny fisainan'ny nofony" [* Na: (tsy)] — Kolosiana 2 : 18
Tohiny
"Koa esory ny lolompo rehetra sy ny ny fihatsaram-belatsihy sy ny fialonana ary ny fanaratsiana rehetra, fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin'izany ho amin'ny famonjena," — I Petera 2 : 1 - 2
Tohiny
"Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra". — Matio 23 : 12
Tohiny