"Ary ho anarana mahafaly Ahy izany sady ho dera sy voninahitra ho an'ny firenena rehetra ambonin'ny tany, izay handre ny soa rehetra ataoko aminy; Dia hatahotra sy hangovitra izy noho ny soa rehetra sy noho ny fiadanana rehetra izay hataoko aminy". — Jeremia 33 : 9
Tohiny
"Ary namaly Simona Petera ka nanao hoe: Ianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra velona". — Matio 16 : 16
Tohiny
"Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin'ny Zanany, dia Jesoa Kristy Tompontsika". — I Korintiana 1 : 9
Tohiny
"Aza mety hofitahina tsy hahazoanareo ny loka noho ny fanetren-tena haitraitra sy ny fivavahana amin'ny anjely, ka mitompo amin'ny zavatra efa* hitany sady feno fiavonavonana noho ny fisainan'ny nofony" [* Na: (tsy)] — Kolosiana 2 : 18
Tohiny