"Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be". Jaona 10 : 10
Tohiny
"Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy hisy hajanona ela intsony ny teniko; fa ny teny izay lazaiko dia hotanterahiko, hoy Jehovah Tompo". Ezekiela 12 : 28
Tohiny
ALAHADIN’NY TARANAKA SY ANKOHONANA – 30 JAN 2022
ireo sary Azontsika anotaniana ny vaomieran'ny Ankohonana
Tohiny
29 JANOARY 2022
Isan’ny MFT : 65 I- FAMPAHAFANTARANA 155ème IF : Hankalaza ny faha 155 ny fiangonana isika amin’ity taona ity. Andro iray ihany ny fankalazana satria tsingerintaona io fa tsy jobily. Afaka manao hira faneva isika. Herinandron’ny fianakaviana : Ny vaomieran’ny ankohonana sy fanabeazana no chef de projet (afaka miara-miasa amin’ny firaisan’ny sampana izy ireo) Avy @ Pst…
Tohiny
