"Fa ho avy ny Zanak'olona amin'ny voninahitry ny Rainy, mbamin'ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony". Matio 16 : 24-28 (and.27)
Tohiny
"Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro; fa Ianao no Andriamanitry ny famonjena ahy; Ianao no andrasako mandritra ny andro". Salamo 25 : 1-7 (and.5)
Tohiny
01 NOVAMBRA 2025 – FISINTONAN’NY TANORA
VAOMIERAN'NY ANKOHONANA SY FANABEAZANA MIHAINO - MIAINA - MITORY "Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko; Dia hihamaro ny taona hiainanao" (Ohabolana 4:10) FISINTONAN'NY TANORA SY NY ANKIZY : SABOTSY 01 NOVAMBRA 2025 LOHAHEVITRA 1- MANKASITRAKA NY FANAOVANA SIPA VE ANDRIAMANITRA ? Rev. Dr Tiana Alisoa RANAIVONARIARIVO (Mpitandrina FJKM Atsimon'i Mahamasina) 2- COMMENT GÉRER MA VIE SENTIMENTALE?…
Tohiny
"Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva". Hosea 12 : 4-7 (and.7)
Tohiny



