HORONANTSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rw0jD_NXBBjXxStrasZZp_gGGoBee6PdZsilLMxZyBCPG0YR_mTgBuiWtdAdyU2ysxU_kdJ' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Mitondrà teny ianareo, eny, miverena amin'i Jehovah, ka manaova aminy hoe: Mamelà ny heloka rehetra, ary raiso izay tsara, ka dia haterinay* ho fanatitra** ny molotray". [*Hebreo: haloanay] [**Hebreo: vantotr'ombilahy] — Hosea 14 : 2-4 (and.3)
Tohiny
"Ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema". Lioka 24 : 44-53 (and.47)
Tohiny
"Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra". II Petera 3 : 5-10 (and.9)
Tohiny