Vaovao

"Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo". Matio 7 : 1-5 (and.2)
Tohiny

"Mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany (Jeremia 9:23). I Korintiana 1 : 21-31 (and.31)
Tohiny

"Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra". Salamo 51 : 1-12 (and.9)
Tohiny

"Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà". I Tantara 28 : 8-10 (and.10)
Tohiny