Vaovao

"Raha mbola manana ny mazava ianareo, dia minoa ny mazava, mba ho tonga zanaky ny mazava". Jaona 12 : 34 -36 (and.36)
Tohiny

"Ary ny fonareo no triatriaro, fa aza ny fitafianareo, ary miverena amin'i Jehovah Andriamanitrareo; Fa mamindra fo sy miantra Izy, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin'ny loza".  Joela 2 : 12-17 (and.13)
Tohiny

"Izay* rehetra tiako no anariko sy faiziko; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha". [*Grika: Raha Izaho, dia izay]  Apokalypsy 3 : 14-22 (and.19)
Tohiny