"Jehovah, Tompon'ny maro, no momba antsika; Andriamanitr'i Jakoba no aro ho antsika". — Salamo 46 : 11
Tohiny
"Fa raha nahita ny rivotra* izy, dia natahotra, ary raha vao nilentika izy, dia niantso hoe: Tompo o, vonjeo aho!"[* Na: (rivotra mahery)] — Matio 14 : 30
Tohiny
"Fa Ianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra". — Salamo 102 : 27
Tohiny