Vaovao

"Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra Ray tombo-kase". — Jaona 6 : 27
Tohiny

"Fa aza manadino hanao soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra". — Hebreo 13 : 16
Tohiny

"Indro, haniraka ny irako Aho, ary izy hanamboatra lalana eo alohako; ary ny Tompo Izay tadiavinareo dia ho avy tampoka ho eo an-tempoliny; ary ny Anjelin*'ny fanekena Izay irinareo, dia, indro, tamy Izy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro". [* Na: Iraky] — Malakia 3 : 1
Tohiny