Vaovao

"Ary na Saraha aza, dia finoana koa no nandraisany hery hanan'anaka, rehefa nitsaha-jaza izy, satria nataony fa mahatoky Ilay efa nanome ny teny fikasana. Koa dia avy tamin'ny anankiray, izay efa toy ny maty, no nihavian'ny maro toy ny kintana eny amin'ny lanitra sy toy ny fasika eny amoron-dranomasina, izay tsy hita isa".  Hebreo 11…
Tohiny

"Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako* ianareo, dia hataoko izany". [* Na: mangataka zavatra amin'ny anarako] — Jaona 14 : 14
Tohiny

"Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho".  Jeremia 29 : 12
Tohiny

"Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be".  Jaona 10 : 10
Tohiny