"Ary rehefa hitan'Andriamanitra ny nataon'ireo ny amin'ny nialany tamin'ny lalan-dratsiny, dia nanenina Izy ny amin'ny loza izay nolazainy hamelezany azy, ka tsy nataony izany". Jona 3 : 10
Tohiny
"Ankehitriny dia mifaly amin'ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin'ny nofoko izay tsy vita tamin'ny fahorian'i Kristy ho an'ny tenany, dia ny fiangonana*, [*Grika: eklesia]". Kolosiana 1 : 24
Tohiny
"Ny firenena hahita ny fahamarinanao, ary ny mpanjaka rehetra hahita ny voninahitrao; dia homena anaram-baovao ianao, Izay hotononin*'ny vavan'i Jehovah; [*Hebreo: hotendren']". Isaia 62 : 2
Tohiny
"Ho an'Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena". Romana 16 : 27
Tohiny
