Vaovao

"Jesoa namaly azy hoe: Ianao tsy manana fahefana amiko akory, raha tsy nomena anao avy any ambony; koa izay nanolotra Ahy taminao no manan-keloka bebe kokoa". — Jaona 19 : 11
Tohiny

"Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an'ny olona rehetra". — I Timoty 2 : 1
Tohiny

"Tsy misehoseho no fihavin'ny fanjakan'Andriamanitra". — Lioka 17 : 20
Tohiny