[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RybUL2oc-QTHukSLS903IWKOIR3uYfOcJQf4MYTYGOOPalsaHQ3_O-Pq5YvS1uMGPMu8zVo' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao". Salamo 66 : 12
Tohiny
"Satria Izaho no niraiketan'ny fitiavany, Dia hamonjy azy Aho, Hanandratra azy ho any amin'ny avo Aho, satria mahalala ny anarako izy'. Salamo 91 : 14
Tohiny
"Ary Jesoa namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny o, ny mba hampahiratina ny masoko. Ary hoy Jesoa taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesoa teny an-dàlana izy". Marka 10 : 51 - 52
Tohiny



