"Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an'i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana". — Isaia 65 : 18
Tohiny
ALAHADY 29 JAN 2023 – ALAHADIN’NY TARANAKA SY NY ANKOHONANA
Ireo sary azontsika anontaniana ny Vaomieran'ny Ankohonana sy Fanabeazana [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxDzaqSDY7HYzUnIQfPZDkrPJDucJisUK_GtYwV5Fd69wwLSHc9i3ycOdyHLtR7QDomc1pr' main_size='1600' layout='mosaic']
Tohiny
"Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka". — Asan'ny Apostoly 17 : 30
Tohiny
"Jesoa namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy". — Jaona 10 : 25
Tohiny
