Vaovao

"Dia nandray ny tanan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna". — Marka 5 : 41
Tohiny

"Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao; Ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalàko". — Ohabolana 7 : 2
Tohiny

"Ary raha nilentika ny masoandro, ny olona rehetra izay nanana marary tamin'ny aretina samy hafa dia nitondra azy teo aminy; ary dia nametra-tanana tamin'izy rehetra tsirairay Izy ka nahasitrana azy". — Lioka 4 : 40
Tohiny

"Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin'ny farany". — Salamo 119 : 112
Tohiny