Vaovao

"Raha misy olona miteny, dia aoka izy hiteny toy ny milaza tenin'Andriamanitra; raha misy olona manompo, dia aoka izy hanao izany araka ny hery izay omen'Andriamanitra azy; mba hankalazana an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy; fa Azy ny voninahitra sy ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena". I Petera 4 : 11
Tohiny

"Arionareo ankehitriny ary ny andriamani-kafa, izay eo aminareo. ka ampanatony an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ny fonareo". Josoa 24 : 23
Tohiny