Vaovao

"Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao".  Lioka 2 : 25-32 (and.30)
Tohiny

"Ary manantena amin'Andriamanitra aho, izay antenain'izy ireo koa, fa hisy fitsanganan'ny marina sy ny meloka".  Asan'ny Apostoly 24 : 10-21 (and.15)
Tohiny

"Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin'ny fahalalana; raha amin'ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza, fa amin'ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa".  I Korintiana 14 : 20-22 (and 20)
Tohiny

"Sambatra izay manana an'Andriamanitr'i Jakoba ho Mpanampy azy Sady manantena an'i Jehovah Andriamaniny". Salamo 146 : 1-10 (and.5)
Tohiny