Vaovao

"Fa ianareo rehetra dia zanaky ny mazava sy zanaky ny andro; tsy an'ny alina na an'ny maizina isika". — I Tesaloniana 5 : 5
Tohiny

"Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana". — Romana 8 : 25
Tohiny

"...Tsy noho ny filazanao ihany no inoanay, fa ny tenanay no mandre, ka fantatray fa Izy tokoa no Mpamonjy izao tontolo izao". — Jaona 4 : 42
Tohiny

"Fa ny fanjakantsika dia any an-danitra, ary avy any koa no iandrasantsika Mpamonjy, dia Jesoa Kristy Tompo". — Filipiana 3 : 20
Tohiny