ALAHADY 10 SEPT 2023 – ALAHADIN’NY AFF – FANKASITRAHANA PAST. HERY NAMBININA
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rw3sGPxZLFPk1_7PfOKoxY1fqu8vikDy9WvxkgIHGlC36X1X6kaP1h7xk3UOYOxVLXCBOkd' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Ka hitory ny filazantsara amin'ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin'izay efa vonona rahateo ao anatin'ny voafaritra ho an'ny sasany. Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany (Jeremia 9:23)." II Korintiana 10 : 16 - 17
Tohiny
"Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin'izay monina ambonin'ny tany sy amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra". Apokalypsy 14 : 6
Tohiny




