"Tompo o, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin'ny fiadanana Araka ny teninao; Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao".Lioka 2 : 29 - 30
Tohiny
ALAHADY 05 NOVAMBRA 2023 – FANOKANANA HO MPANDRAY NY FANASAN’NY TOMPO
TAPANY 1/2 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ryn85t-FfNkyFCz1HXbnJ7606Z0hnLlD00Vmr1lsXkDp1vdjNbzYpt4Lyb7DRiWpzwhGVc6' main_size='2048' layout='mosaic'] TAPANY 2/2 [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwX90xAfogeToya9YAByh9mxtgRaQ30jK5oXV-DKIQwDh3P6AnREBdyRBaYX_h39GRCO6tc' main_size='2048' layout='mosaic'] HORONANTSARY
Tohiny
"Na ny volafotsiny na ny volamenany dia samy tsy hahavonjy azy amin'ny andro fahatezeran'i Jehovah, Fa holevonin'ny afon'ny fahasaro-piarony ny tany rehetra; Fa fahafonganana, eny, fahafonganana tampoka* tokoa no hataony amin'ny mponina amin'ny tany". [*Na: mahatsiravina]. Zefania 1 : 18
Tohiny




