Vaovao

"Izy nasandratry ny tanana ankavanan'Andriamanitra* ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an'ny Isiraely". [*Na: nasandratra ho eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra] — Asan'ny Apostoly 5 : 31
Tohiny

"Ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka* ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany". [*Grika: handry] — Apokalypsy 12 : 5
Tohiny