"Ary izao no lazaiko: Ny fanekena izay nataon'Andriamanitra mafy fahiny dia tsy tsoahan'ny lalàna, izay vao natao telo-polo amby efa-jato taona tato aoriana, hahafoana ny teny fikasana. Fa raha avy amin'ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin'ny teny fikasana intsony; nefa tamin'i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan'Andriamanitra azy". Galatiana 3 : 17 -…
Tohiny
"Dia hoy Andriamanitra tamin'i Abrahama: Fa ny aminao kosa, dia hitandrina ny fanekeko ianao, dia ianao sy ny taranakao mandimby anao hatramin'ny taranaka fara mandimby". Genesisy 17 : 9
Tohiny
"Nefa hotsarovako ny fanekena nataoko taminao, tamin'ny andro fahakelezanao, ka hanorina fanekena mandrakizay aminao Aho". Ezekiela 16 : 60
Tohiny
SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA
VOKATRY NY FIFIDIANANA Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra Tompoko[pdf-embedder url="https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2024/03/SKL_PV_FINAL.pdf" title="Fifidianana SLK"] Lisitra sy fepetra Recensement Azo fidiana Tsy azo fidiana Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra Tompoko Lisitra Recensement SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA Manasa anao hanindry ity…
Tohiny



