Vaovao

"Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany". Apokalypsy 21 : 27
Tohiny

"Toy ny tarehin'avana amin'ny rahona amin'ny andro nisy ranon'orana no tarehin'ny namirapiratra manodidina. Izany no fijery ny endriky ny voninahitr'i Jehovah. Ary nony nahita izany aho, dia nikarapoka nihohoka ka nandre ny feon'ny anankiray niteny". Ezekiela 1 : 28
Tohiny

ALAHADY 31 DESAMBRA 2023 – FANOMEZANA NOHO NY FANDRAISAN-TANANA NY MPITANDRINA

Natolotra ny Mpitandrina ANDRIANOMANANA Miarisoa ny Alahady 31 Desambra 2024 ny fanomezana avy amin'ny Fiangoanana noho ny nandraisan-tanana azy teo amin'ny Fitandremana FJKM Isotry Fitiavana. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ryjkf81iBuErZR2wUxDTxRvJ2wk6UB9O_DavejvMrAtNrVRTNJJaSTeWRORJuJcXYDj6IZ3' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny

"Ary na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka". Jaona 14 : 13
Tohiny