"Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina"*. [*Na: ho hita ho hendry] Josoa 1 : 8
Tohiny
"Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin'ny taniny". Lioka 4 : 24
Tohiny
"Ianao, Tomponay sy Andriamanitray, no miendrika handray ny voninahitra sy ny haja ary ny hery; Fa Ianao no nahary ny zavatra rehetra, Ary noho ny sitraponao no nahanisy sy nahary azy". Apokalypsy 4 : 11
Tohiny
ALAHADY 28 JANOARY 2024 – ALAHADIN’NY TARANAKA SY ANKOHONANA
Sary Azontsika antonina sy anontaniana ny Vaomieran'ny Ankohonana ny amin'ny fomba ahazoana ireo sary. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rz4naUBjuqqOM7iXYAeFcD5IEZ2eEBK0yfv54Aoh_WDqyha28Udz6Qfw4pXf2c9UksFECOp' main_size='1200' layout='mosaic'] Horonantsary Batisa ny 28 janoary 2024.
Tohiny
